DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra (Karaoké)
Karaoke Adventiste
0:00 / 0:00
DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra (Karaoké)
2 044 просмотра · 2 года назад
Karaoke Adventiste
404 подписчика
2 044 просмотра · 2 года назад
🌈DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra🌈 (Karaoké)
Ny halemeko re Ry Ray ô
Mba sitrano tsy hisy intsony
Fa ny fiainako rehetra
Ho Anao tsy misy fetra
Ref : Mitalaho Aminao Ray ô
Mitalaho an-tanan-droa e
Aza isanao ho heloko, ireo ota efa vita
Diovy hysopa aho, ho afa-keloka e
Sasao ho madio, sy ho mendrika
Ireo tsilo izay naningotra
Ity nofoko malemy
Mba fongory ho motsamotsana
'Zaho mila fanavotana
Ref : Mitalaho Aminao Ray ô
Mitalaho an-tanan-droa e
Aza isanao ho heloko, ireo ota efa vita
Diovy hysopa aho, ho afa-keloka e
Sasao ho madio, sy ho mendrika
Ireo masoko dia jamba
Ny fisainako efa simba
Ny fiteniko dia vaka
Ny famindrako mandringa
Ref : Mitalaho Aminao Ray ô
Mitalaho an-tanan-droa e
Aza isanao ho heloko, ireo ota efa vita
Diovy hysopa aho, ho afa-keloka e
Sasao ho madio, sy ho mendrika
Mitalaho Aminao Ray ô
Mitalaho an-tanan-droa e
Aza isanao ho heloko, ireo ota efa vita
Diovy hysopa aho, ho afa-keloka e
Sasao ho madio, sy ho mendrika
Sasao ho madio, sy ho mendrika
🌈
A/C : RANDRIANARIVOLA Maminiafiana dit Nonot
Arr : Tahiana et Fitahiana
#KaraokeAdventiste