Перейти к содержимому

Havako ô, Inona no tena marina momba ny ady eo @ Israely sy ny Palestiniana ? (Deoteronomia 1.1-18)

Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

0:00 / 0:00

Havako ô, Inona no tena marina momba ny ady eo @ Israely sy ny Palestiniana ? (Deoteronomia 1.1-18)

920 просмотров · 6 мес. назад
Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
5,12 тыс. подписчиков
920 просмотров · 6 мес. назад
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MIKARAKARA ANAO NY TOMPO (1) Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho ADIDIKO ihany. (Isaia 45 : 11) (2) Fa Izaho mahalala NY HEVITRA IHEVERAKO anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany. (Jeremia 29 : 11) (3) Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia MIARA-MIASA HAHASOA izay tia an'Andriamanitra, dia izay voaantso araka ny fikasany rahateo, (Romana 8 : 28) (4) Koa aza manahaka azy ianareo; fa fantatry ny Rainareo IZAY TOKONY HO ANAREO, raha tsy mbola mangataka aminy aza ianareo. (Matio 6 : 8) (5) Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa TOKONY HO ANAREO izany rehetra izany. (Matio 6 : 32) (6) Fa Andriamanitro hahatanteraka IZAY REHETRA TOKONY HO ANAREO araka ny hareny amin'ny voninahitra ao amin'i Kristy Jesoa. (Filipiana 4 : 19) (7) Ary ho an'Izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, MIHOATRA LAVITRA noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika (Efesiana 3 : 20) (8) Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa Izy nahalala ihany IZAY EFA HATAONY. (Jaona 6 : 6) (9) "IZAY ATAOKO dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay." (Jaona 13 : 7) (10) Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha. Indro, Izaho EFA HANAO ZAVA-BAOVAO, koa ankehitriny dia efa miposaka izany. (Isaia 43 : 18) (11) Fa Andriamanitra efa namboatra IZAY TSARA LAVITRA ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo, raha tsy efa mby eo kosa isika (Hebreo 11 : 40) (12) "Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no EFA NAMBOARIN'ANDRIAMANITRA ho an'izay tia Azy" (I Koritiana 2 : 9) (13) Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana IZAY NAMBOARIKO. (Eksodosy 23 : 20) **************************** MES 7 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1). MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : https://web.facebook.com/MesEspacesEvangel... 2). MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : https://web.facebook.com/MesVideosEvangeli... 3). MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: https://web.facebook.com/MesVersetsBibliqu... 4). TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : https://web.facebook.com/TsaraNyTompoIsana... 5). HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR https://web.facebook.com/HoavyiKristyVonon... 6). JÉSUS CHRIST T'AIME DR https://web.facebook.com/JesusChristtaimeDR 7). MAHASOA NY ANAO NY ATO DR https://web.facebook.com/MahasoAnaoNyAtoDR COORDONNES : 1). TÉLÉPHONE : +261. 34.09.759.39 2). WHATS APP : +261.34.50.159.82 3). E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 4). LINKED IN : https://www.linkedin.com/in/doctor-rivolal... 5). X : https://twitter.com/DocRivolala 6). INSTAGRAM : https://www.instagram.com/rivolalaandriana... 7). FACEBOOK : https://web.facebook.com/docteurrivolala/ 8). ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/?view... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)