ะŸะตั€ะตะนั‚ะธ ะบ ัะพะดะตั€ะถะธะผะพะผัƒ

๐’๐€๐Œ๐Ž๐„๐‹๐€ - ๐…๐ˆ๐“๐ˆ๐€ ๐™๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐Ž๐€๐‘๐€ / Live ANTSAHAMANITRA 2018

Samoela

0:00 / 0:00

๐’๐€๐Œ๐Ž๐„๐‹๐€ - ๐…๐ˆ๐“๐ˆ๐€ ๐™๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐Ž๐€๐‘๐€ / Live ANTSAHAMANITRA 2018

10ย 770 ะฟั€ะพัะผะพั‚ั€ะพะฒ ยท 2 ะณะพะดะฐ ะฝะฐะทะฐะด
Samoela
25ย ั‚ั‹ั. ะฟะพะดะฟะธัั‡ะธะบะพะฒ
10ย 770 ะฟั€ะพัะผะพั‚ั€ะพะฒ ยท 2 ะณะพะดะฐ ะฝะฐะทะฐะด
Isanโ€™andininy : Fa fitiavako anao niny eh! Zisitoara hoy aho zisitoara Na mafaitra sy mangidy Tsara fatotra tsara hidy Fa efa zakanao any! Lasanao zao ny be dia be Ny fitiavako rehetra Ny entana sy ny etsetra Taminโ€™ny andro voalohany nahalalako anao Tsy nampoiziko ho toy โ€˜zao Hoe: Mba matotra tsara Fa tsy resaka eny amparafara Taminโ€™ny andro voalohany nahalalako an-dry Tsy nampoiziko ho tahaka โ€˜ty Ianao โ€˜lay nikรดzy hoe: โ€œJโ€™ai envieโ€ Kay! Mba nisy fitia Fa taloha zaho ni-"roule" Ni-"tourne" sahala aminโ€™ny "boule" Fa sezao aho manaja anao Satria efa tsapako โ€˜zao Kanefa na iha na zovy No hikรดzy aminao hoe: Nahakobo ahy tary sy tatsy Aza mino anโ€™izany Fa ny anao misongadina hatrany Fitiavako anao niny eh! Zisitoara ! Fo sy fanahinao taratara Ny entana eny aminao tsaratsara Maty aminao zaho! Fomba fitsikinao Manakara Fomba fijerinao Mandritsara Fomba fitafinao Vohitsara Maty aminao zaho! Fomba fandihinao Toliara Vazo firevinao Saidomara Tany fiavianao Gasikara Maty aminao zaho! Fanamasinana azy ny alitara Fa firevena azy farafara Ny lambam-pandriana atao maramara Maty aminao zaho! Tonony sy feony : Samoรซla RASOLOFONIAINA Raki-peo : BANDY AKAMA ( DO SOL 2004 )