Перейти к содержимому

AHOANA NO ATAO REHEFA MIVAVAKA ? | Fenohasina Andrinirina | Madagascar Christian Television (MCTV)

Madagascar Christian TV 🇲🇬

0:00 / 0:00

AHOANA NO ATAO REHEFA MIVAVAKA ? | Fenohasina Andrinirina | Madagascar Christian Television (MCTV)

4 153 просмотра · 2 г. назад
Madagascar Christian TV 🇲🇬
1,42 тыс. подписчиков
4 153 просмотра · 2 г. назад
AHOANA NY ATAO REHEFA MIVAVAKA ? Zaraina aminao ato anatin'ny FANDAHARANA FANTARO NY MARINA miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra ANDRINIRINA Fenohasina ny valin'izay. Betsaka ny olona , eny mety efa Kristiana efa ela mihitsy aza no mbola tsy mahafantatra hoe ahoana ny tokony atao rehefa mivavaka. Ny vavaka anefa no fomba hifandraisana amin'Andriamanitra ary tena tokony atao ho lohalaharana amin'ny fiainana. Zaraina aminao ny hoe : -ahoana ny atao rehefa mivavaka inona ny karazana vavaka afaka atao isaky ny inona no tokony hivavaka Araho any fandaharana ary aza adino ny mizara ihany koa ! 0:00 : Intro 0:25 : Ny atao hoe vavaka 1:15 : Ahoana ny atao rehefa mivavaka ? 2:49 : Ny karazana vavaka azo atao 3:58 : Isaky ny inona no tokony mivavaka ? 5:00 : Aiza no afaka mivavaka ? Ny fandaharana dia afaka arahinao ihany koa ao amin'ny site na facebook. #vavaka #ahoananyatao #fivavahana #kristiana #Fenohasina #Andrinirina #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien