Перейти к содержимому

TENY IRAY, HIRA MARO - Malala Sisters Ft PEPE SHINE

Malala Sisters

0:00 / 0:00

TENY IRAY, HIRA MARO - Malala Sisters Ft PEPE SHINE

3 029 просмотров · 2 г. назад
Malala Sisters
1,55 тыс. подписчиков
3 029 просмотров · 2 г. назад
Tsy adinonay ianareo ato @ Youtube fa voaray soa aman-tsara ny hafatra tatsy @ Facebook ! Misaotra anareo hatrany manaraka sy manohana anay ❤️ Andao ary hiaraka hihira aminay e ☺️🎶🎵 Rehefa vita izay dia anjaranareo indray no manome hira miaraka @ ilay teny ao anatin'ny vidéo fa izay tsy mbola voateny ihany ah 😉 🟢🔴 Ny code promo taptapsend tsy mbola niova fa mbola "SALAMA" ihany no ahazoana bonus 5 € @ premier transfert 🔴🟢