Перейти к содержимому

Mr SAYDA - HISAOTRA ANAO (Official Video 2026)

Mr SAYDA

0:00 / 0:00

Mr SAYDA - HISAOTRA ANAO (Official Video 2026)

517 280 просмотров · 2 месяца назад
Mr SAYDA
61,4 тыс. подписчиков
517 280 просмотров · 2 месяца назад
Video facebook : https://www.facebook.com/share/v/1AzS... Spotify : https://open.spotify.com/album/2eIT0j... ❤️🔥 HISAOTRA ANAO 🔥❤️ Handeha mba hisaotra anao fotsiny No nanoratako an’ity e Tsy hivesatra Alahelo intsony ianao ka Soavadia Mitsiky vendrana aho mivazo sady mitazona Pi e Ohatran’ny lay maha rangitra anao tamin’izany Ka hoy aho hoe: Hiaino ny tena fiainana, Dia ilay tena fiainana … ilay nandalovanao Ilay tsy mba sahinao natao fa sao dia bedy taloha be Ary hoy aho hoe, Mangalà foana fotoana hisainana Na dia tsy eo intsony ary aho mba hitarainanao Dia tsy mba nanana fikasana Ankoatry ny hahasambatra Anao Kozy zany an! Aleo tsy hifanozona Na hifampitana alahelo Satria ny fo samy mbola mafana Hiaraha-maheno Samy ndeha hibata ilay valizy be tsiambaratelo Misaotra moa no misy Fa ny ankoatr’izay samy tapitra hatreo Ny fara hafatro dia hoe: Alohan’ny handehananao any e Tiako ho fantatrao fa marary Fa Alahelo tsy ambaro maro, zakan’ny tompony eny ihany Mba lasana aiza irony andro mamy Fitiavana natao tsy ho lany Sa Veloma ve ry Saidomara? Andana ary… Andana ary e Hiaino ny tena fiainana, Dia ilay tena fiainana … ilay nandalovanao Ilay tsy mba sahinao natao fa sao dia bedy taloha be Ary hoy aho hoe, Mangalà foana fotoana hisainana Na dia tsy eo intsony ary aho mba hitarainanao Dia tsy mba nanana fikasana Ankoatry ny hahasambatra Anao Aleo tsy hifanozona Na hifampitana alahelo Satria ny fo samy mbola mafana Hiaraha-maheno Samy ndeha hibata ilay valizy be tsiambaratelo Misaotra moa no misy Fa ny ankoatr’izay samy tapitra hatreo Auteur/ Compositeur : Andrianifahanana Miandravola dit Mr Sayda Arrangement/Beatmaking : Dada Khely