Перейти к содержимому

FFPM 40 – Tonga ny fahazavan’i Ziona

Loterana-Malagasy ZFLM

0:00 / 0:00

FFPM 40 – Tonga ny fahazavan’i Ziona

2 697 просмотров · 4 г. назад
Loterana-Malagasy ZFLM
4,14 тыс. подписчиков
2 697 просмотров · 4 г. назад
"Tonga ny fahazavan’i Ziona" - Hira FFPM 40 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana FFPM 40 – Tonga ny fahazavan’i Ziona 1. Tonga ny fahazavan’i Ziona Ravo ny tany izay maizina teo Tapitra koa ny fidradradradràna Ary ny tany miadana izao ! 2. Tonga ny fahazavan’i Ziona Efa nandrasana izay ela izay ; Izao dia tapitra ny fanompoana Ka ampodiana ny babo indray ! 3. He, misy rano izay miboiboika Any an’efitra maina sy lao, Feno ny hobiny ny lohasaha, Manakoako ny hira vaovao ! 4. Indro ny tany sy nosy rehetra Dia mankalaza ny Tompo izao ; Ny fanjakany dia tsy manam-petra Miravoravo ny tany vaovao ! Sary: HAJ Ambatovinaky