FIKARAKARANA VOLO BOUCLÉS ( ROUTINE CURLY 🇲🇬)
Sparkle Blasian
0:00 / 0:00
FIKARAKARANA VOLO BOUCLÉS ( ROUTINE CURLY 🇲🇬)
3 649 просмотров · 6 лет назад
Sparkle Blasian
7,56 тыс. подписчиков
3 649 просмотров · 6 лет назад
Manao ahoana daholo isika rehetra !
Androany dia zaraiko anareo ny fomba fikarakarako ny voloko izay bouclés .
Marihiko fa ny asehoko androany dia ny manomboka eo aminy fanasana azy sy izay fomba fanaoko mba ho defini tsara ilay boucle no sady mitana tsara.
⚠️ Raha any Madagascar ianao dia ato no ahitanao na afaka hanafaranao ny produits rehetra .
/ manjamasomadagascar
Mahasoava ary o !
✅ Ireo toerana ahitanao ahy :
Facebook : / sparkleblasian
Instagram : https://instagram.com/sparkle_blasian...
Tiktok : Sparkle_Blasian