Перейти к содержимому

FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina (Lyrics)

Lyrics by Kalo

0:00 / 0:00

FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina (Lyrics)

10 015 просмотров · 1 год назад
Lyrics by Kalo
2,17 тыс. подписчиков
10 015 просмотров · 1 год назад
💗FA TIAKO - Groupe Fanasina Hir'Aina💗 (Lyrics) Ny fiainako atokako ho Anao Ry Ray Mpamorona izao tontolo izao Ô raiso ka hanjakao ho voninahitr'ilay Anaranao Na dia marevaka tokoa izao tontolo izao Dia tsy mba mety ahasarika ahy hiala Aminao... Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Faniriako ny akaikinao Hahita hatrany 'lay fahalehibeazanao Hanandratra ny Anaranao Sy mankamamy koa ny hasoavanao Na dia marevaka tokoa izao tontolo izao Dia tsy mba mety ahasarika ahy hiala Aminao... Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Fa tiako Ianao, tsy misy iriko toa Anao 'Lay nandray ny tanako ka nampiorina indray Ny fiainako dia indro tonga vaovao voaravak’ilay fahasoavanao Fahasoavanao... 🌈 #LyricsbyKalo