Перейти к содержимому

TSY VOAFEHINY PRRM I PAN SY FANIRISOA , TRATRANY PIEGE NY FILOHA MICHAEL ( Nouveauté gasy 2026 )

Voix de la Terre Rouge

0:00 / 0:00

TSY VOAFEHINY PRRM I PAN SY FANIRISOA , TRATRANY PIEGE NY FILOHA MICHAEL ( Nouveauté gasy 2026 )

5 705 просмотров · 3 месяца назад
Voix de la Terre Rouge
24,6 тыс. подписчиков
5 705 просмотров · 3 месяца назад
TSY MANANA VISION IREO HOY PASITERA AMIN'ITY VIDEO TAPANY FAHAROA ITY , IZAY ANISANY NAMPITSIAHIVANY TANTARA IZAY EFA NANDALOVANA IHANY KOA . ANISANY NAMBARANY TAMIN'IZANY NY MAIRE IMERITSIATOSIKA IZAY TANTARA TENA NALAZA NAHAFANINA OLONA IHANY KOA . TSY MAINTSY MISY MOA NY FETSIFETSY HOY IZY KA INY NO NANDAKA BAOLINA KA NIBATA NY AMBOARA . NA TIANA NA TSY TIANA HOY ITY PASITERA ITY DIA VOA NU PRRM IZAY VOAFANDRIKA IREO OLONA EFA ZATRA ADY . REHEFA TAFIDITRA ANTY FANDRIKA I PRRM HOY IZY DIA LASA NAVELA AMINY SISINY NY REVOLUTION IZAY NANTENAINY VAHOAKA . MITOVY TSY MISY VALAKA AMINY ZAVATRA NAHAZO RAJOELINA HOY IZY NY ZAVATRA MAHAZO PRRM AMIZAO FOTOANA IZAO .