Havako mamomamo Samoela cover AI
Thread's AI
0:00 / 0:00
Havako mamomamo Samoela cover AI
8 541 просмотр · 5 месяцев назад
Thread's AI
835 подписчиков
8 541 просмотр · 5 месяцев назад
Havako mamomamo (Samoela)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.