Mofon'aina Alakamisy 01 Oktobra 2026
Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
0:00 / 0:00
Mofon'aina Alakamisy 01 Oktobra 2026
549 просмотров · 7 дн. назад
Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
3,69 тыс. подписчиков
549 просмотров · 7 дн. назад
Mofon'aina Alakamisy 01 Oktobra 2026
Ny fiangonan'Andriamanitra eto an-tany
1 Petera 2:5
"Ianareo kosa, tahaka ny vato velona,
dia aorina ho trano
izay anahin'ny Fanahy,
ho fisoronana masina,
hanatitra fanatitra ara-panahy
izay hankasitrahan'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy."