MAGE 4 - Fanatitra
IVENCO
0:00 / 0:00
MAGE 4 - Fanatitra
134 016 просмотров · 8 лет назад
IVENCO
17,2 тыс. подписчиков
134 016 просмотров · 8 лет назад
"FANATITRA" par Mage 4 (Juillet 2018)
Production: IVENCO
Réalisation: LUMAHEE FILMS.
Lyrics : "FANATITRA"
1- Raha niantso izy hatr’izay
Nandositra aho sy niafina
Ireo rantsam-pahazavany
Nosoloiko aizin’indray
2- Tsy kivy ary tsy nandao
Ilay nahary izao rehetra izao
F’izaho no jamban’ilay
Hadalana nisontona ahy
REFRAIN
(Fireo teny) izay mahasoa
(Nozarainy) nomeny avokoa
Fa izaho no mazan-doha
Miseho mahafantatra
(Mihoatra ilay) ilay avo
F’ireo rojovin’i satana (a! a! a! a! a!)
Namatotra ahy ao an-tranomaizina
Tototry ny olan’ny tany aho (a! a! a! a! a!)
Ka nijaly nahatsiaro resy, (ô ô ô very aho)
Hatolotro eo anatrehany (yeh! yeh!)
Homeko ao an-dapany (yeh! yeh!)
Ireo hirahira ho zaraiko mba (yeh! yeh!)
Ho « FANATITRA VAOVAO »
3- Nifona aho, nitaloho mba
Hiverina ao an-tranony indray
Amin'ny fo feno fitiavana
No nandraisany ahy, ka faly aho