Rah-Ckiky - "Ambarao ry takariva" [Randrianarivelo]
Ikala lonjo
0:00 / 0:00
Rah-Ckiky - "Ambarao ry takariva" [Randrianarivelo]
8 180 просмотров · 8 л. назад
Ikala lonjo
2 тыс. подписчиков
8 180 просмотров · 8 л. назад
Ambarao ry takariva, ô ry takariva fahanginana
Ny habakabakao no satriko hanidinana
Sao mba tsinjoko any ho any ilay tiako sady havako
Ilay naningotra ny fo sy ny fitiavako...