Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - RATRAM-PITIA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - RATRAM-PITIA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

31 562 просмотра · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35,1 тыс. подписчиков
31 562 просмотра · 2 года назад
RATRAM-PITIA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara Malagasy Tantara indray miseho Misisika ny hiaraka amin'i Lauria hatrany i Thierry, very fanantenana ity farany hoe rahoviana no hanaiky ny fitiavany io tovovavy mba iriany io ; ity tovovavy ity moa dia efa kamboty ray sy reny. Nanaiky ny hitia an'i Thierry ihany i Lauria rehefa nandinika volana vitsivitsy. Niverina teto Antananarivo ny olontian'i Thierry taloha ary misisika ny hiaraka aminy indray. Hitan'i Minosoa niaraka i Thierry sy io tovovavy io, notanteriny tamin'i Lauria, tsy nino ny zava-misy ity farany, ary niteraka disadisa teo amin'izy roa resaka io... Fotoana fohy taty aoriana dia nifanena i Minosoa sy Lauria, nialatsiny noho ireo disadisa i Lauria, nifampitantara ny olana ara-pitiavana nisy. Nifankatia tamin'i Elysé, zanaky ny tompon'ny orinasa iasany i Lauria, noraran'ilay ramatoa tale anefa ny fiarahan'izy roa ; niala tao amin'ilay orinasa i Lauria noho ny fandrahoanana nahazo azy. Nikaroka an'i Lauria foana i Elysé ary hitany ihany, niverina niaraka izy ireo. Novonoin'i Thierry anefa i Elysé, nitohy ny ratra-po nahazo an'i Lauria. Mpanoratra : R H M L - Ratolojanahary Hanitriniaina Maria Laurette Mpilalao : Antsa-Ravaka, Hanjariliva, Niravo, Faly, Synèse Nandray feo sy Nanatontosa : Tovo Razanamamonjy #tantara #ratrampitia #sarymihetsika