ะŸะตั€ะตะนั‚ะธ ะบ ัะพะดะตั€ะถะธะผะพะผัƒ

๐’๐€๐Œ๐Ž๐„๐‹๐€ - ๐Œ๐€๐‹๐€๐‹๐€ (Unplugged 2021 / Sehatra.Com / Feat. Landy)

Samoela

0:00 / 0:00

๐’๐€๐Œ๐Ž๐„๐‹๐€ - ๐Œ๐€๐‹๐€๐‹๐€ (Unplugged 2021 / Sehatra.Com / Feat. Landy)

408ย 021 ะฟั€ะพัะผะพั‚ั€ ยท 2 ะณะพะดะฐ ะฝะฐะทะฐะด
Samoela
24,8ย ั‚ั‹ั. ะฟะพะดะฟะธัั‡ะธะบะพะฒ
408ย 021 ะฟั€ะพัะผะพั‚ั€ ยท 2 ะณะพะดะฐ ะฝะฐะทะฐะด
Malala! Malalako! Mba mandray kifafa kely ianao androany Malala รดh! Dia rehefa vitanao ny sasa-vilany sy lovia Dia mbรด atao ny lakozia Malala! Malalako! Anio mba ataonao ny sasa-lamba Dia aza avelanao hanorisory, aza asiana lonilony Fa fitiavana daholo izany! Fa reraky ny manompo anao aho Leo manao izao sy izao ho anao Marary be ny lohako Dia maninona moa raha toa ianao tena tia tokoa! Androany ihany izany mba atao Malala! Malalako! Aiza no ahavitako izany rehetra izany! Malala รดh! Fa rehefa vitako ny sasa-vilany sy lovia Dia mba ataonao ilay lakozia Malala! Malalako! Kรดzy raha mba haiko izany sasa-lamba izany! Koa aza mba mifanorisory fa mba tsy hisian'ny lonilony, Dia zaho aza mba atao izany intsony! Fa reraky ny manompo anao aho Leo mamelona anao Mba marary koa ny lohako Dia maninona moa raha toa ianao tena tia tokoa! Izany rehetra izany mbรด ataontsika roa Dia rehefa vitantsika roa daholo izany rehetra izany Fitia mifamaly, mandrimandry, mifaly. Tonony sy feony : Samoรซla RASOLOFONIAINA