Перейти к содержимому

09/05/2021 FJKM Tranovato Faravohitra Fanompoam-pivavahana Alahadin'ny SLK

FJKM Tranovato Faravohitra

0:00 / 0:00

09/05/2021 FJKM Tranovato Faravohitra Fanompoam-pivavahana Alahadin'ny SLK

657 просмотров · 5 л. назад
FJKM Tranovato Faravohitra
448 подписчиков
657 просмотров · 5 л. назад
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA FITANDREMANA TRANOVATO FARAVOHITRA ‘’MAMPIORINA NY MINO NY HERIN’NY FANAHY MASINA‘’ Alahady 09 Mey 2021 amin’ny 10 ora maraina Alahadin’ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK) FIARAHABANA APOSTOLIKA FIDERANA AN’ANDRIAMANITRA : Sal. 33 : 12 – 22 FF 1 VAVAKA FANAMBARANA NY SITRAPON’ANDRIAMANITRA : Tit. 2 : 1 – 4, 6 – 7a ‘’ Sambatra ny mahitsy lalana …‘’ FIAIKEN-KELOKA FFPM 439 : 3 FAMELAN-KELOKA : Isa. 41 : 8 – 10 ‘’ Sambatra ny olona izay voavela ny helony …‘’ FFPM 512 : 2 FANEKEM-PINOANA LAHARANA FAHAROA FILAZAM-BAOVAO HIRA AMBOARAMPEO VAVAKA FAMAKIANA NY SORATRA MASINA : Gen. 41 : 37 – 46, Mar. 13 : 9 – 11, Rom. 5 : 1 – 5 FFPM 427 : 3 TORITENY HIRA AMBOARAMPEO VAVAKA FANGATAHANA + VAVAKA NAMPIANARIN’NY TOMPO FFPM 506 : 1, 2 TSODRANO TRINITE MASINA