Перейти к содержимому

🇲🇬 Fanovan-drafitra #RCR: Manabe Olom-pirenena, Manangana Firenena | Laza Razafiarison.

RAZAFINDRATAFIKA Tsiory

0:00 / 0:00

🇲🇬 Fanovan-drafitra #RCR: Manabe Olom-pirenena, Manangana Firenena | Laza Razafiarison.

552 просмотра · 1 день назад
RAZAFINDRATAFIKA Tsiory
1,2 тыс. подписчиков
552 просмотра · 1 день назад
🇲🇬 ADIDIN’NY ANTOKO POLITIKA NY MANABE NY OLOM-PIRENENA. Tsy tokony ho amin’ny fotoanan’ny fifidianana ihany no manatona ny vahoaka ny antoko politika. Ny tena andraikiny dia ny manabe, mampita fahalalana ary manomana Olom-pirenena tompon’andraikitra, afaka mandinika sy mahatakatra ny fomba fananganana Firenena. 🧠🇲🇬 ⚙️ Izany indrindra no ataon’ny RCR amin’ny alalan’ny Formation Fanovan-drafitra : mampahafantatra ny Olom-pirenena ny atao hoe fananganana Firenena amin’ny alalan’ny Fanovan-drafitra. Satria tsy ampy ny manova olona raha mbola ilay Rafitra mamokatra ny olana hatrany no tsy miova. 👉 Mila mahafantatra vao afaka misafidy. 👉 Mila mahatakatra vao afaka manova. 👉 Mila Olom-pirenena tompon’andraikitra vao afaka manangana Firenena. 🤝🇲🇬 🎙️ Misaotra anareo haino aman-jery nandray sy nampita ny hafatra : Radio Josvah – Infinity Radio – Lafa Radio, ary ny RCR Taolagnaro. 📚 Manabe. 🧠 Mampahalala. ⚙️ Manova Rafitra. 🇲🇬 Manangana Firenena. #RCRTolona #FanovanaRafitra #OlomPirenenaTomponAndraikitra