Перейти к содержимому

Misy vokany ve ny filazantsara torinao ? 29 Octobre 2017

kristiana ve

0:00 / 0:00

Misy vokany ve ny filazantsara torinao ? 29 Octobre 2017

2 920 просмотров · 8 лет назад
kristiana ve
5,77 тыс. подписчиков
2 920 просмотров · 8 лет назад
Asan’ny Apostoly 5:12Ary ny tanan'ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin'ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin'ny Fialofan'i Solomona; 13ary tsy nisy tamin'ny olona sisa rehetra sahy niray taminy; nefa nankalaza azy ny vahoaka. 14Ary vao mainka nisy olona maro koa na lahy na vavy izay nino ny Tompo nanampy ho isany; 15ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon'ny tandindon'i Petera ahay, raha mandalo izy. 16Ary ny olona maro avy tamin'ny vohitra manodidina an'i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin'ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra.