Перейти к содержимому

Nandresy ny tahotro aho ka niteny ENY tamin’ity nofinofy ity | Video voalohany

Annie Ran

0:00 / 0:00

Nandresy ny tahotro aho ka niteny ENY tamin’ity nofinofy ity | Video voalohany

115 просмотров · 3 нед. назад
Annie Ran
10 подписчиков
115 просмотров · 3 нед. назад
Ehhhh… niteny ENY tamin’ity nofinofy efa tao am-poko ity aho. ❤️ Efa ela aho no nieritreritra ny hanomboka ity YouTube ity, saingy nisy foana ny tahotra, ny fisalasalana, ary ny antony maro nahatonga ahy hanemotra. Fa androany, nanapa-kevitra aho fa tsy hiandry intsony ny fotoana “tonga lafatra”. Nanapa-kevitra ny handray ny dingana voalohany aho. ✨ Ity no fiandohan’ny dia vaovao iray, dia izay tiako hizarana ny zavatra nianarako, ny zavatra niainako, ny zavatra tiako, ny fiainana, ary indrindra ireo zavatra ampianarin’Andriamanitra ahy eny an-dalana. 🙏🏽 Mety tsy ho tonga lafatra ity video voalohany ity, fa tena avy amin’ny fo. ❤️ Raha te hiaraka amiko amin’ity dia ity ianao dia "Subscribe". Misaotra anao amin’ny fanohanana. Ity no fiandohana. 🤍✨ #MyFirstYouTubeVideo #NewBeginning #Dream #Faith #MalagasyYouTuber