Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - FITIAVANA TSY MATY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - FITIAVANA TSY MATY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

7 719 просмотров · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35,4 тыс. подписчиков
7 719 просмотров · 2 года назад
FITIAVANA TSY MATY Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Fianakaviana tsotra no misy an'i Vero sy Tina. Niady hevitra ny fomba hanatsarana ny fanabeazana ny zanak'izy ireo i Rasoa sy Randria. Nandresy lahatra an'iireo zanany roa vavy i Rasoa reniny mba tsy hanafina izay olana misy eo amin'ny fianan'izy ireo, na ny fandaharam-potoana any an-dakilasy fotsiny aza. 20 taona taty aoriana dia nifankahita indray i Tovo sy Rasoa izay vadin'i André. Mpinamana akaiky hatramin'ny mbola kely i André, Tovo ary i Rasoa. Nitamberina tsikelikely ny zava-nisy, indrindra ireo fiainam-pitiavana tamin'ny fahatanoràna satria nifankatia i Rasoa sy Tovo... I Ando na i Ratovoson dia nifanakaiky am-po kokoa tamin'ny Nivo na Lucie ilay atao hoe Rasoa, efa nisy fotoana nifampitory fitia, ary Faly zokin'i Nivo no vavolombelon'ny fifaneken'izy roa. Nandeha nandrato fianarana tany ivelany i Ando, ary izay no antony nisarahan'izy roa, taona vitsivitsy. Nanomboka tamin'io fotoana io no nanararaotra nandrehitra ny afom-pitiavany an'i Nivo i André. Niezaka nanome hafaliana an'i Nivo i André, nitohy hatrany ny fandehanana mijery horonan-tsary sy mitsangatsangana, nanaiky ny fiarahan'i André sy Nivo araka ny zava-nisy i Faly. Nitombo tsikelikely ny fifankatiavana nisy teo amin'i André sy i Nivo. Niteraka korontana teo amin'ny tokan-tranon'i André sy Nivo ny fahatongavan'i Tovo, 20 taona taty aoriana, izay narahana fanomezana hafahafa. Maty i André ary nihaona i Tovo sy Nivo, taty aoriana, nanazava ny anton'ny tsy nitohizan'ny fifandraisana teo amin'izy roa. Mpanoratra : Randriamampianina Harilala Léa -RHL Mpilalao : Rakoto, Faly, Synèse, Ony Mihajanirina, Sandrinà, Miora Fabienne, Hary Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Mpanatontosa : Holisoa #tantara #fitiavanatsymaty #sarymihetsika