Перейти к содержимому

FFPM 363 - Ry olo-mahantra

Ny Hiran'ny Lanitra

0:00 / 0:00

FFPM 363 - Ry olo-mahantra

3 212 просмотров · 1 месяц назад
Ny Hiran'ny Lanitra
120 подписчиков
3 212 просмотров · 1 месяц назад
1. Ry olo-mahantra, Mihainoa izao, Saino tsara ny teny Izay lazaina aminao; Fiv : Ry olo-mahantra! Modia, modia! 2. Fa ela dia ela Hianao no nania, Tsy nahita ny tsara, Tsy nahazo ny soa: Ry olo-mahantra, sns… 3. Tsy misy mpiantra Mba hitsinjo anao, Afa-tsy ny mpamonjy, Izay mitady anao: Ry olo-mahantra, sns… 4. Tsarovy ny Rainao Mahaleho anao, Ka miandry tokoa Hampandroso anao: Ry olo-mahantra, sns… #FihiranaFFPM #Choeur_Liturgique_FLMAmbatovinaky #Ny_Hiran_ny_Lanitra_2026