Liva Andrianavalona sy Tsanga - Fitiavana tsara rindra
Hira Malagasy 100%
0:00 / 0:00
Liva Andrianavalona sy Tsanga - Fitiavana tsara rindra
6 170 просмотров · 2 года назад
Hira Malagasy 100%
2,87 тыс. подписчиков
6 170 просмотров · 2 года назад
Fitiavana tsara rindra
No nampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nigohana mangidy koa
Rivo-mahery , rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroana foana ilay fanekena
Nahazoana fandresena
Ref: Fihafiana tsy fisiana
Fifaliana no niafarany
Fanantenana tsy lany laniana
Nampisava ny haizina an-tany
Ireo manodidina namely hatrany
Tsy nahay nanova ny fo
Ireo mpanatsatso nanjohy aok\\’izany
Niala maina avokoa
Ref