Перейти к содержимому

Izaho no fahazavana - OnjanDrafitra Antoko Mpihira

RAMONJIMALALA Herinjatomanana

0:00 / 0:00

Izaho no fahazavana - OnjanDrafitra Antoko Mpihira

3 692 просмотра · 4 г. назад
RAMONJIMALALA Herinjatomanana
329 подписчиков
3 692 просмотра · 4 г. назад
IZAHO NO FAHAZAVAN’IZAO TONTOLO IZAO Izay manaraka ahy tsy mandeha mamaky haizina Fa hanana ilay hany fahazavan'ny fiainana Inoy ny hazavana raha mbola aminareo Hahatonga anareo ho zanaky ny hazavana Izay mandeha atoandro tsy mba mety ho tafintohina Satria ny hazavan'izao tontolo izao no hitany F'izay mandeha alina tsy maintsy ho tafintohina Satria tsy mba manana an'ilay fahazavana