Перейти к содержимому

ZANAKA WAWA VE I DOCTEUR LOVE ? ( Nouveautés gasy 2024 )

Voix de la Terre Rouge

0:00 / 0:00

ZANAKA WAWA VE I DOCTEUR LOVE ? ( Nouveautés gasy 2024 )

4 024 просмотра · 2 года назад
Voix de la Terre Rouge
24,6 тыс. подписчиков
4 024 просмотра · 2 года назад
ENY AMINY FIARAHAMONINA ENY DIA MARO MAHATSIKARITRA FA TENA MISY ITOVIZANA I PANAKANTO WAWA SY DOCTEUR LOVE HANY KA MARO NO MAMETRA-PANONTANIANA HOE ZANAKA WAWA VE I DOCTEUR LOVE . NY SASA MOA DIA MITENY HOE METY KISENDRASENDRA FOTSINY IZANY FA METY TSY ZANAKA WAWA AKORY IZY . IARAHA-MAHITA SY MAHALALA FA TENA NA BIKA NA ENDRIKA ENY N FITSIKA AZA TENA MITOVY AMINY WAWA TANTERAKA I DOCTEUR LOVE , NOHONY IZANY DIA TENA MISTERY BE AMIN'IREO MPANKAFY NY FIFANDRAISANA MISY EO AMIN'IZY ROA . FA HIEZAKA IZAHAY HIJERY NY TENA MARINA MIKASIKA AN'ITY ZAVATRA ITY MBA HAHAFAKA AHIAHY EO AMIN'IREO MPANKAFY . ARAHO ALOHA ITY VIDEO ITY AHITANAO FA TENA MISY HITOVIZANA IZY IREO .