Njila-Poopy-Hery -----Ianao ihany (version originale)
Hira Malagasy 100%
0:00 / 0:00
Njila-Poopy-Hery -----Ianao ihany (version originale)
2 199 просмотров · 1 год назад
Hira Malagasy 100%
2,83 тыс. подписчиков
2 199 просмотров · 1 год назад
Tsy ho sasatra aho miandry anao
Manantena anao ho ahy indray
Na tsy hamiratra aza io masoandro io
Hiandry anao aho, hiandry anao.
Efa mitsilopy ilay faniloko
Hitsenako anao
Alim-be, na hatevim-be aza io aizina io
Hiandry anao aho, hiandry anao.
Raha tonga androany ianao
Ho foana
Ka hisava ilay haizina teo
Ilay haizina
Havaozintsika indray
Ilay fiainantsika teo iny
Diso be mpahafantatra
Ampy izay ny adiady fahiny
Ampangino ny fo tsy hisendaotra
Androany aho dia hiaona aminao
Hibanjina fianambaovao
Zaza tsy mahatokan-dalana aho
Efa zatra notarihinao
Tsy andriko intsony ny ahitana anao
Ampy izay adiady izay
Raha tonga androany ianao
Ho foana
Ka hisava ilay haizina teo
Havaozintsika indray ilay
Fiainantsika teo iny
Nahamenatr’olona