inverse.mg : EFA NITSANGANA IZY!
Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
0:00 / 0:00
inverse.mg : EFA NITSANGANA IZY!
127 просмотров · 3 дня назад
Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
3,63 тыс. подписчиков
127 просмотров · 3 дня назад
Ifanakalozy hevitra
Ampiasao ao amin'ny kilasin'ny Sekoly Sabata (na ao amin'ny fiaraha-mianatra Baiboly) ireo fanontaniana etsy ambany mba hifanakalozan-kevitra momba ny toko sy andininy fototra amin'ity herinandro ity sy ireo toko sy andininy manohana izany.
1. Nanao ahoana ireo vehivavy rehefa nahita ny fasana foana ny Alahady maraina? Lio. 24:1-5
2. Ahoana no navalin'ny mpianatra ny vaovao nentin'ireo vehivavy ireo momba ny fasana foana? Lio. 24:9-12
3. Inona avy ireo lohahevitra tsy takatr'ireo mpianatr'i Jesosy anankiroa raha teny an-dalana ho any Emaosy? Lio. 24:13-24
4. Nanao ahoana ny fiomanan'ireo mpianatra hahita ny Tompo nitsangana tamin'ny maty? Lio. 24:36-43
5. Ahoana no nanampian'i Jesosy ireo mpianany feno fisalasalana mba hino? Lio. 24:44-46
6. Inona ny iraka nampanaovin'i Jesosy an'ireo mpianany? Midika inona ny nilazana tamin'izy ireo mba hanomboka ny iraka tao Jerosalema? Lio. 24:46-49.