Перейти к содержимому

Mamina Mila Vonjy Ny Kanto Gasy (Live IFM juillet 2019)

ISARAY PRODUCTION

0:00 / 0:00

Mamina Mila Vonjy Ny Kanto Gasy (Live IFM juillet 2019)

59 075 просмотров · 6 лет назад
ISARAY PRODUCTION
522 подписчика
59 075 просмотров · 6 лет назад
Salama ooo! Averinay alefa eto indray ity hira ity, fa amin'ny endriny hafa. Izahay telo mirahalahy mandrafitra ny tarika Mamina no ho hitanareo ao. Averinay ihany koa fa mbola tsy mipaka tsara ny hafatra hoe tiavo ny antsika ary asandrato. Eo ihany koa ireo haino aman-jery izay tsy manaiky ny handefasana an'ity hira ity, asa raha tsy tin-dry zareo ny toniny. Tsy olana izany fa ataonay foana ny fanandratana ny kanto Gasy. Vonjeo fa io no anao!!!!! Efa lasany ny Taninao, lasany ny anabavinao, lasany ny fahafahanao arovy ny Kantonao. Mihainoa finaritra ary ooo. Concert IFM Juillet 2019 A/C: Mamina Perc: Tonny Toufa Loux Basse: Fetra Kely #RayEventCreators Zarao farak'izay betsaka indrindra ry zareo aaaa