Перейти к содержимому

CLIP FANENTANANA JMJ MADA X ANTSIRABE (TSY HIRA FANEVA)

VAVAKA HIRA KATOLIKA

0:00 / 0:00

CLIP FANENTANANA JMJ MADA X ANTSIRABE (TSY HIRA FANEVA)

11 307 просмотров · 4 г. назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
10,2 тыс. подписчиков
11 307 просмотров · 4 г. назад
👉🎁   • CLIP HIRA FANEVA JMJ MADA X ANTSIRABE   FANENTANANA JMJ MADA X ANTSIRABE Ôhô (horakoraka), Ry Tanora namanay, havanay, miavia aby ê ! JMJ MADA 10 « AN TSI RA BE » 1. Androm-pahasoavan’ny tanora maro Ankalazaintsik’eto izao Andiany faha-folo, JMJ MADA Antsirabe Manasa sy manainga anao Tongava re ianao f’aza malaigny Tanora NAMAKO ô, aiza ianao ! (MITSANGANA) Mitsangana ry Tanora JMJ - ANTSIRABE - MADA DIX Mitsangana fa hataoko mba Ho’VAVOLOMBELON’IREO ZAVATRA EFA HITANAO Tanàna madio sy milamina tsara AVIA FA HO HITANAO Toerana maro manan-tantara AVIA FA HO HITANAO Ireo orin’asa voakarakara AVIA FA HO HITANAO Rehareha sy filamatr’ity Gasikara AVIA FA HO HITANAO RANOVISY, RANOMAFANA, samy eto an-tanàna TRITRIVA, ANDRAIKIB’ihany koa 2. Haneho Finoana toa an’i Masina Maria Isika rehetra, ry Tanora namako ô EGLIZY miara-dia, m’ray hina, mifankatia sy miombona Ny herim-po anananao, herin-tsaina sy Fanahy no indro aseho Tanora HAVAKO ô, indro eo ianao ! (KA MITSANGANA) Mitsangana ry Tanora JMJ - ANTSIRABE - MADA 10 Mitsangana fa hataoko mba Ho’VAVOLOMBELON’REO ZAVATRA EFA HITANAO Ireo toko telo maha-masa-nahandro AVIA FA HO HITANAO Ilay hafanan’Ingahibemasoandro AVIA FA HO HITANAO ‘Reo olo-mazoto sy vontom-pinoana AVIA FA HO HITANAO Mandray am-pitiavana sy ara-potoana AVIA FA HO HITANAO TSIKITSIKY, FO MAFANA, m’voha midanadana Eny, izao de izao de mandray anao Tanora namako ô TONGAVA IANAREO, Antsirabe efa vonona HANDRAY ANAREO Ny tany no mangitsy FA NY FONAY MAFANA, Mirary soa ho anareo HO SALAMA SY HO TAMANA Mitsangana ry Tanora JMJ - ANTSIRABE - MADA 10 Mitsangana fa hataoko mba Ho’VAVOLOMBELON’REO ZAVATRA EFA HITANAO P. Jocelyn Bruno (Antsirabe), pour PRETRA MIKALO ANTSIRABE