Mofon'aina Alahady 20 Septambra 2026
Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
0:00 / 0:00
Mofon'aina Alahady 20 Septambra 2026
330 просмотров · 1 день назад
Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
3,6 тыс. подписчиков
330 просмотров · 1 день назад
Mofon'aina Alahady 20 Septambra 2026
Rehefa sedraina ny finoana
1 Petera 1:7
"Mba hahazoana mahita ny maha-laza ny finoanareo,
izay sarobidy noho ny volamena mety ho simba,
na dia voazaha toetra tamin'ny afo aza,
hahitana fiderana sy voninahitra
ary hatsarana amin'ny fisehoan'i Jesosy Kristy."