Перейти к содержимому

Jérome Randria - Hadinoy ny anarako

Hira Malagasy 100%

0:00 / 0:00

Jérome Randria - Hadinoy ny anarako

11 135 просмотров · 1 год назад
Hira Malagasy 100%
2,86 тыс. подписчиков
11 135 просмотров · 1 год назад
N’iza n’iza tsisy hilazako Holazaiko an’iza nefa hoy ianao Aoka ho ahy mangina ao am-poko ato Ny ratran’ny fitia navelanao Ny toera-mamintsika ho hahalala Izaho no sisa no ho tonga ao Ho tonga tsy hamangy anefa Fa handalo dia hilefa Veloma no hapetrako ao Hadinoy ny anarako Hadinoy ny amiko Marina aho fa tia anao Eny adala taminao Nefa moa raha sitrakao Ny handatsa ny amin’izany Tsy maninona lazao Nefa hoy aho hadinoy ny fitiavako Ny lalana hiverenako mangina Ny zavaboary haolo avokoa Mangaina ny hilaozan’olon-tiana Mangaina nefa atao ahoana moa Raha misy feoko mety ho renao Aza mierikerika intsony Ako sisa mantsy ireny Nofinofy fa tsy teny Ny lalanao no tanteraho Hadinoy ny anarako Hadinoy ny amiko Marina aho fa tia anao Eny adala taminao Nefa moa raha sitrakao Ny handatsa ny amin’izany Tsy maninona lazao Nefa hoy aho hadinoy ny fitiavako.... Album:Alina Paris