Перейти к содержимому

Te Hitoetra (Live) | Manoa Jonathan

Manoa Jonathan

0:00 / 0:00

Te Hitoetra (Live) | Manoa Jonathan

410 просмотров · 4 дня назад
Manoa Jonathan
2,12 тыс. подписчиков
410 просмотров · 4 дня назад
Inspirée de l’image que Jésus utilise dans Jean 15, celle de la vigne et du vigneron, Te Hitoetra parle du désir et du combat de demeurer attaché à Lui seul. Les tentations sont nombreuses de chercher ailleurs ce qui pourrait nous combler, que ce soit intellectuellement, émotionnellement ou dans notre recherche de satisfaction. La chanson exprime ce désir constant de rester attaché au bon cep, de placer notre confiance, notre affection et notre satisfaction dans la bienveillance du Vigneron. Te Hitoetra (Paroles) Taomy indray aho Hitondra izay mavesatra an-tongotrao Ampio indray aho Ahitsio ny saiko amin’zay teneninao Te hitoetra ao Aminao Fa tsy mahefa n’inona n’inona aho Raha lavitra Anao Fanilon’ny tongotro Tariho hanao izay sitrakao irery ny foko Ho any amin’iza aho Vao manatona avy lavitra dia fantatrao Diniho ny foko ao Diovy avy ao anaty mba hitoeranao Misaotra Anao aho noho ny fitiavanao Fa Mpiandry tsara no mihazona ahy