Ny Fahendrena | Toriteny 11/10/2026
Fiangonana TCC Analakely
0:00 / 0:00
Ny Fahendrena | Toriteny 11/10/2026
74 ะฟัะพัะผะพััะฐ ยท 2 ะฝะตะด. ะฝะฐะทะฐะด
Fiangonana TCC Analakely
63 ะฟะพะดะฟะธััะธะบะฐ
74 ะฟัะพัะผะพััะฐ ยท 2 ะฝะตะด. ะฝะฐะทะฐะด
Soratra Masina : ๐๐ผ๐ฏ๐ฎ ๐ฎ๐ด
๐ป๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ :
1๏ธโฃ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ 1-11 : ๐๐ฎ ๐๐๐๐๐๐ฏ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ข๐๐๐ก๐ค๐ฃ๐
๐ถ Misy toerana hahitana azy sy itoerany ny zavatra rehetra (and.1-2)
๐ถ Tena mikaroka sy mivoatra ny olombelona, ary miasa mafy izy mba hahita ny zavatra eritreretiny fa sarobidy indrindra aminโny fiainany (vatosoa hoy Joba) afahany mivoatra (and.3-4)
๐ถ Tena manam-pahaizana ny olombelona : โIzay zavamiafina dia havoakany ho aminโny mazavaโ (and.11). Andriamanitra no nanao azy hahalala ny zavatra miafina sy ny zava-dalina.
SAINGY
tsy ampy hahitanโny olombelona sy hananany ny Fahendrena izany fahaizany izany.
2๏ธโฃ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ 12-22 : ๐๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ข๐๐๐ก๐ค๐ฃ๐
๐ถ Tsy hainโny olombelona ny toerana hahitana ny Fahendrena, na ny vidiny (and.12-16)
๐ถ Sarobidy noho izay vatosoa mety ho sarobidy rehetra fantatra izany, ary tsy voavidy (and.17)
3๏ธโฃ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ 23-28 : ๐ผ๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐
๐ถ Andriamanitra mahatsinjo sy mahita (and.24)
๐ถ Izy no nanao, namorona sy namaritra (and.25-26)
๐ถ Izy irery no mahalala sy manana, ary Izy koa no mamaritra ny Fahendrena (and.27)
โก ๐ก๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐บ๐ฒ๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐บ๐ฒ๐๐. ๐๐น๐ฎ๐ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ธ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฒ๐ผ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐๐ ๐ฎ๐๐ผ ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ผ.
๐ถ OmenโAndriamanitra ny vahaolana mikasika ny Fahendrena, ilay zavatra miafina tsy ho hita sy takatry ny sainโny olombelona fa any Aminy irery ihany, ary Izy no iaviany sy mamaritra azy (and.28) :
๐๐ฎ ๐๐ฉ๐๐ค ๐๐ค๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฉ๐๐ฃโ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฎ, ๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ค๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ข๐ฅ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐ฉ๐จ๐ฎ.
๐๐ฎ ๐๐ฉ๐๐ค ๐๐ค๐ ๐๐๐ฉ๐๐๐ค๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ข๐ฅ๐ค ๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ก๐๐ฏ๐๐๐ฃ๐ฎ.
๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ
Mitovy ny famonjena sy ny Fahendrena.
Ny famonjena koa dia :
โถ Tsy takatry ny sainโny olombelona.
โถ Tsy asa avy aminโny olombelona ka hoe hikaroka isika dia hahita sy hahazo azy.
โถ Tsy afaka vidiantsika na atakalontsika aminโny zavatra ananantsika.
Ny fandraisana ny famonjena no fandraisana ny Fahendrena.
Ny fahalalana anโAndriamanitra, ny fatahorana Azy sy ny fialana aminโny ratsy dia tsy eo am-pelatanantsika. Andriamanitra irery no afaka manao izany.
๐ฒ๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐โ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐. ๐จ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐.
Fetra Ranaivoarisoa