Fitiavana mandrakizay "HANTATIANA" Tiako , mamiko Hianao Jehovah ô! ... satria Hianao tia ahy taloha
Cyber Andravoahangy
0:00 / 0:00
Fitiavana mandrakizay "HANTATIANA" Tiako , mamiko Hianao Jehovah ô! ... satria Hianao tia ahy taloha
20 021 просмотр · 5 л. назад
Cyber Andravoahangy
653 подписчика
20 021 просмотр · 5 л. назад
Fitiavana mandrakizay tokoa
No nitiavanao ahy ry Ray Tsitoha
Tsy namaly ahy araka ny otako
Be fiantra Ianao sy mamindra fo
Tiako mamiko Hianao Jehovah ô!
Sambatra aho, trerika aho fa manana Anao
Andriko, tokiko Hianao no Mpiandry ahy
Izaho tia satria Hianao tia ahy taloha
Tompo lehibe, sy manakery Hianao
Nefa dia nilaozanao ny lapanao
Tsy antery re fa tena sitrapo
No nilanjanao koa ny ziogako
Mpiantsa fiderana FPVM Taninanandrano
FOTOAMBAVAKA 30 mai 2021 - Fête des meres
tononkira - lyrics - paroles - karaoke
Hira évangélique malagasy
Services1000Hay - Fefi project - 7riana Filazantsara