KAMBANA METAL eto @ KANTO MIAMPITA
Top Radio102.8
0:00 / 0:00
KAMBANA METAL eto @ KANTO MIAMPITA
634 просмотра · 2 месяца назад
Top Radio102.8
608 подписчиков
634 просмотра · 2 месяца назад
📌 Tovolahy anakiroa indray no mivahiny ato amin'ny fandaharana #Kanto_miampita amin'ity andro zoma ity, dia tsy iza izany fa i Daddy sy Riri. Tsy misy lazaina raha tsy hoe : "Tena miampita ilay kanto !" 👌.
Mihainoa finaritra ary oh !
❗Fandaharana KANTO MIAMPITA, arahinao isakin'ny Zoma amin'ny 11 ora atoandro (ary hiova kely manomboka ny 6 febroary fa lasa amin'ny 6 ora hariva indray), eto amin'ny onjampeo TOP Radio 102.8 Fm.
#topradio #liveradio