Перейти к содержимому

🇲🇬 FANOVANA RAFITRA & TOE-DRAHARAHA ETO MADAGASIKARA | Laza RAZAFIARISON – ATETO ’NDRAIKA

RAZAFINDRATAFIKA Tsiory

0:00 / 0:00

🇲🇬 FANOVANA RAFITRA & TOE-DRAHARAHA ETO MADAGASIKARA | Laza RAZAFIARISON – ATETO ’NDRAIKA

3 064 просмотра · 20 часов назад
RAZAFINDRATAFIKA Tsiory
1,33 тыс. подписчиков
3 064 просмотра · 20 часов назад
🎙️🇲🇬 FANDAHARANA ATETO ’NDRAIKA | LAZA RAZAFIARISON – RCR/TOLONA Nivahiny tao amin’ny fandaharana « ATETO ’NDRAIKA » – Journal en Image Andriamatoa Laza RAZAFIARISON, Filohan’ny Rassemblement des Citoyens Responsables (RCR/TOLONA), niaraka tamin’ny mpanao gazety Solofo Razakandrainy. 🎤 Resadresaka nifantoka indrindra tamin’ny toe-draharaha misy eto Madagasikara ankehitriny, ary koa ny Fanovan-drafitra izay vohizin’ny RCR. 💬 Araho, henoy ary zarao. Aza misalasala maneho ny hevitrareo. 🙏 Misaotra ny Ateto ’Ndraika – Journal en Image tamin’ny fandraisana sy ny fifanakalozan-kevitra. #RCRTolona #LazaRazafiarison #AtetoNdraika #JournalEnImage #FanovanaRafitra #Madagasikara