Перейти к содержимому

Vola - Imaintsoanala

HIRA TALOHA by Herimandresy

0:00 / 0:00

Vola - Imaintsoanala

3 164 просмотра · 1 год назад
HIRA TALOHA by Herimandresy
996 подписчиков
3 164 просмотра · 1 год назад
IMAINTSOANALA Mangiana ny morony ety Tomany fa singan’irery Mahantra ity reny ity Tia kanefa toa Very Miantso, tsy misy manohina Mitady toa mila ho adala Mijery, nitazana foana Sao eny, Imaintsoanala. ( Mozika ) Veloma ny zanako izany Tsarovy ity reny tomany Miandry, miandry atrany Miandry anao hamonjy ny akany Izay nilaozanao. La la la la la la la la la la La la la la la la la la la la Miandry, miandry atrany Miandry anao hamonjy ny akany Izay nilaozanao.