Kiady Andria - Hiara-dia
Kiady Andria
0:00 / 0:00
Kiady Andria - Hiara-dia
809 просмотров · 1 г. назад
Kiady Andria
51 подписчик
809 просмотров · 1 г. назад
“…anefa vao nifankalala sy niresaka matetika dia samy tapa-kevitra fa iray lalana , hiara-dia.”
HIARA-DIA means ; walking hand in hand through life, devoted to loving, honoring, and cherishing the one you love. A song that’s a heartfelt declaration of love ❤️
: Kiady Andria
🎸 : Tantely Rasoloarimanana
🥁 : Kevy Rakotoarivelo
🎹 : Kiady Andria
Lyrics : Miaiky Raz
Studio ( prise + mixage ) : Manitra Rabarisoa
Mihainoa finaritra 🎵
Enjoy 🎵
Lyrics :
Narehitrao ny foko
Toa tsisy tsapako intsony
Akotran'ny hafaliana
Kay tsikinao ilay paradisa
Nalaminao daholo
Ireo ratsy nitazona ahy
Lalana feno fitia
Toa nofy mamy tiko hitohy
Fotoana nangingina
Niova ho hafa kely
Ka itantana anao aho
Tsy ho avelako intsony
izaho
Vonona hiaradìa
Mety amiko daholo
Ny Momba anao rehetra
Fo saina fanahy
Ka ataoko ahoana
Ny tsy hitia anao
Tangosako ny hatsarany
Karazan'hira mampifaly
Tiko ny miheno anao
Tiko loatra ny anilanao
Fotoana nangingina
Niova ho hafa kely
Ka itantana anao aho
Tsy ho avelako intsony
izaho
Vonona hiaradìa
Mety amiko daholo
Ny Momba anao rehetra
Fo saina fanahy
Ka ataoko ahoana
Ny tsy hitia anao
Ilay masonao
mibanjina ahy
Maandresy lahatra avy hatrany
F'ianao ilay silam-panahy
Natokana ho ahy
Ety an-tany...