Tantara Iray - Kiady Andria
Kiady Andria
0:00 / 0:00
Tantara Iray - Kiady Andria
11 339 просмотров · 1 г. назад
Kiady Andria
51 подписчик
11 339 просмотров · 1 г. назад
This music video perfectly represents the meaning of the song^^. I'm really grateful to have finally accomplished this milestone.
Crédits :
Composition : Kiady Andria
Paroles : Miaiky Raz, Kiady Andria
Piano : Kiady Andria
Guitariste & Bassiste : Tantely Rasoloarimanana
Batterie : Kevy Rakotoarivelo
Arrangement : Kiady Andria, Tantely Rasoloarimanana
Enregistrement & Mixage : Manitra Rabarisoa
Réalisation et montage : www.kintana-digital.com
Figurants : Tiavina Athanassiou, Tantely Rasoloarimanana, Kevy Rakotoarivelo
Follow Kiady Andria :
Facebook : Kiady Andria
Instagram : Kiady_Andriaa
Spotify : https://open.spotify.com/track/7djTNmyttHT...
Paroles :
Toa nangatsiaka aho androany
Manembona ny lasa anilanao
Fotoana fohy no niarahantsika
Nefa hasambarana ny nahita anao nitsiky
Miaraka mirava alin-dalina
Ny orana efa niandry antsika
Ny zakaranda koa falifaly
Mahita ahy hihaona aminao indray
Mbola tsiaro ao anatiko ao
Ny manodidina toa misy kely anao
Tsy hitazona ny alahelo
Fa manembonembona kely
Tsy misy ny nenina
Fa maniry ny hihaino ilay feo
Anorana indray ny andro
Fa ianao, tsy eo intsony
Tantara tsotra tsy ho adino
Arahim-baratra sy rahona
Andro feno fitiavana
Izay tsy ho voazarako aminao intsony
Mbola tsiaro ao anatiko ao
Ny manodidina toa misy kely anao
Tsy hitazona ny alahelo
Fa manembonembona kely
Tsy misy ny nenina
Fa maniry ny hihaino ilay feo
Anorana indray ny andro
Fa ianao, tsy eo intsony
Mbola tsiaro ao anatiko ao
Ny manodidina toa misy kely anao.