Ny saina araky ny sitrapon'Andriamanitra
Pasteur Aintsoa Razafimandrato
0:00 / 0:00
Ny saina araky ny sitrapon'Andriamanitra
2 015 просмотров · 6 лет назад
Pasteur Aintsoa Razafimandrato
1,04 тыс. подписчиков
2 015 просмотров · 6 лет назад
Nomery 13 : 25-31
Romana 12:2
Ny kristiana tsirairay avy dia mila miova amin'ny fomba fisainana.
Ny olana ho an'ireo mpisafo tany izay niaraka tamin'ny Josoa sy Kaleba dia ny mbola fananan'izy ireo ilay fisainana tany Egypta.
Andriamanitra dia manao izay hanovana ny fomba fisainana mba hanovana ny fiainana.
Ny fanombohan'ny ady dia ao an-tsaina ary ny fomba fisainana dia mety ho tonga manda avo misakana ny fiovan'ny fiainana.