FITSABOANA NENTI-PAHARAZANA
2424mg
0:00 / 0:00
FITSABOANA NENTI-PAHARAZANA
10 378 просмотров · 7 л. назад
2424mg
17,5 тыс. подписчиков
10 378 просмотров · 7 л. назад
Maro ny malagasy manana fahazarana ny mampiasa ny fitsaboana nenti-paharazana, ny fisotroana tambavy na ny raokandro. Milaza anefa ny dokotera fa mety hisy fiantraikany eo amin'ny fahasalamana ny fisotroana azy ireny matetika. Fanadihadiana.