Перейти к содержимому

Ny diabeta sy ny torohevitra ara tsakafo

Ny Kanto sy ny Fahasalamana by SmpsCommunication

0:00 / 0:00

Ny diabeta sy ny torohevitra ara tsakafo

961 просмотр · 4 г. назад
Ny Kanto sy ny Fahasalamana by SmpsCommunication
188 подписчиков
961 просмотр · 4 г. назад
Amin'izao faran'ny herinandron'ny diabeta izao, izay niatomboka tamin'ny 14 novembra lasa teo, dia mitondra torohevitra ara-tsakafo ho an'ireo mitondra ny diabeta sy ho an'ny olona tsy rairay hisorohana an'io aretina io. Ny docteur Haritsiky Ramalanjaona no hitondra amintsika anio ireo torohevitra ara-tsakafo ara-pahasalamana.