Перейти к содержимому

Ny tanora sy ny tsy fahombiazana - [EVA - FANABEAZANA MIAINA SY MITIA] - 22/10/2026

RDB LIVE

0:00 / 0:00

Ny tanora sy ny tsy fahombiazana - [EVA - FANABEAZANA MIAINA SY MITIA] - 22/10/2026

182 просмотра · 13 часов назад
RDB LIVE
16 тыс. подписчиков
182 просмотра · 13 часов назад
Misy tanora miezaka mafy amin'ny fianarana nefa tsy mahatratra ny tanjony; misy mahazo diplaoma nefa tsy mahita asa. Toetra tsara hananana ny tsy fahakiviana. Ny olona tsirairay dia samy manana ny fihetsiny maoloana ny tranga iray. Zava-dehibe ny finoana, ny fanantenana ary ny fifanohanana. Ny tsy fahombiazana dia tsy mamaritra ny hasarobidin'ny olona iray.