NATSANGANAO ELIA SAROBIDY
STORY GASY
0:00 / 0:00
NATSANGANAO ELIA SAROBIDY
1 808 просмотров · 3 г. назад
STORY GASY
190 подписчиков
1 808 просмотров · 3 г. назад
NATSANGANAO/ ELIA SAROBIDY
CCESCA 29 JAN 2023 "MISAORA AZY"
Isan'ny hira iray izay tena nikasika olona maro tonga tao amin'ny CCESCA ity ny 29 Janoary 2023 teo nandritr'ilay fampisehoana lehibe " Misaora Azy". Betsaka no voakasiky ny fanatrehan'andriamanitra ka latsa-dranomaso. Hisaorana lehibe Jehovah izay nanome ny Fanahin'ny fanatrehany.
.
.
.
Mahay managana ny Tompo, mahay mamonjy ary mahay manafaka ihany koa.
NB: Henoy kely ange e, tsara raha asiana écouteur 🎧🎤
A/C : H&H
Artiste: ELIA SAROBIDY Her BAND