Ny fiadanana izay atolotr'i Jesosy nitsangana tamin'ny maty | Toriteny 26/08/2026
Fiangonana TCC Analakely
0:00 / 0:00
Ny fiadanana izay atolotr'i Jesosy nitsangana tamin'ny maty | Toriteny 26/08/2026
31 просмотр · 1 месяц назад
Fiangonana TCC Analakely
55 подписчиков
31 просмотр · 1 месяц назад
Soratra Masina : 𝗝𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬.𝟭𝟵-𝟮𝟵
Intelo i Jesosy no miteny hoe "Fiadanana ho anareo" ao amin'ity andalana ity.
Manolotra fiadanana Izy ary misy fiantraikany manokana amin'ireo mpianatra izany fiadanana izany.
1️⃣ 𝗡𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘁𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿'𝗶 𝗝𝗲𝘀𝗼𝘀𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮 𝘁𝗮𝗵𝗼𝘁𝗿𝗮 (𝗮𝗻𝗱 𝟭-𝟮𝟬)
2️⃣ 𝗡𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗺𝗲𝗻'𝗶 𝗝𝗲𝘀𝗼𝘀𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗼𝗻𝗶𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗶𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 (𝗮𝗻𝗱 𝟮𝟭-𝟮𝟯)
3️⃣ 𝗡𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗺𝗲𝗻'𝗶 𝗝𝗲𝘀𝗼𝘀𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮 (𝗮𝗻𝗱 𝟮𝟰-𝟮𝟵)
Ny faniriako dia mba horenesinao i Jesosy miteny hoe « Fiadanana ho anareo » ka hisy vokatra eo amin’ny fiainanao izany.
Tanteraka Randrianjoary