Перейти к содержимому

Alasarona 13 - Ahoana no hahafahana manomboka fiainana vaovao?

Feo Fanantenana

0:00 / 0:00

Alasarona 13 - Ahoana no hahafahana manomboka fiainana vaovao?

1 232 просмотра · 4 г. назад
Feo Fanantenana
1,39 тыс. подписчиков
1 232 просмотра · 4 г. назад
Efa nisy fotoana ve nanirianao hamerina indray ny fiainanao hatramin’ny voalohany? Te hahatsapa zava-baovao,na fiaingana vaovao indray eo amin’ny fiainanao ve ianao? Fantatrao ve fa te hanolotra izany ho anao Jesosy izao ?