Alasarona 1- Efa nambara mialoha ny ho avy
Feo Fanantenana
0:00 / 0:00
Alasarona 1- Efa nambara mialoha ny ho avy
6 482 просмотра · 4 года назад
Feo Fanantenana
1,39 тыс. подписчиков
6 482 просмотра · 4 года назад
“Efa nisalasala ve hianao raha tena misy tokoa Andriamanitra na tsia?
Tena misy ve ny adin’ny tsara sy ny ratsy eto an-tany? Mpandray anjara @ izany ady izany ve isika sa tsia? Ary inona no hiafaran’izany?
Mampieritreritra anao ve izay ho avoaky ny ampitso….
Manana holazaina mikasika an’izany rehetra izany ve ny Tenin’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly?