Перейти к содержимому

Toriten' ny Filoha FJKM Irako Andriamahazosoa Ammi 30 Dec 2018 FJKM ANKADIVORIBE FAMONJENA

Mabel Hanitrarivo

0:00 / 0:00

Toriten' ny Filoha FJKM Irako Andriamahazosoa Ammi 30 Dec 2018 FJKM ANKADIVORIBE FAMONJENA

5 950 просмотров · 7 лет назад
Mabel Hanitrarivo
293 подписчика
5 950 просмотров · 7 лет назад
Toriten' I Filoha Irako Andriamahazosoa Ammi "Farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona manan-kaja, na inona na inona mahitsy,na inona na inona madio, na inona na inona maha-te-ho-tia, na inona na inona tsara laza, raha misy hatsaram-panahy, ary raha misy dera, dia hevero izany. Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana." Filipianina 4: 8,9