Перейти к содержимому

Esory re ry Raiko Tonony Malagasy

Mbosa RABENASOLO (R'imbosa)

0:00 / 0:00

Esory re ry Raiko Tonony Malagasy

24 719 просмотров · 12 л. назад
Mbosa RABENASOLO (R'imbosa)
2,46 тыс. подписчиков
24 719 просмотров · 12 л. назад
Hira Ba Gasy fiderana noforonin'i Razafindrazaka (fa tsy Samuël Rahamefy). Mamerina ny nanombohana an'i Jesoa Kristy teo amin'ny hazo fijaliana sy ny antso nataony tamin'ny Rainy ary ny fanekeny ny Sitrapony ka nitondrany ny helok'izao tontolo izao. Hira fanaon'ireo tia tanindrazana MDRM tamin'ny 1947. Mme Esther sy Julien Rakotobe no namelona ny hira tany amboalohany. Mimi sy Mbosa no mamelona azy eto. Mbosa no mitendry piano (sady mihira). Dô dia Ab no nitondrana ny hira. Ahitsy kely: Studio ZICMU (fa tsy MAXON akory) no nandray ny feo. Mihainoa finaritra. Hivoaka manaraka ny misy dika teny frantsay sy anglisy. Mbosa. Antananarivo 21/12/13.