Перейти к содержимому

R'imbosa - Dobla sento (Naka Rabemanantsoa)

Fy Raby

0:00 / 0:00

R'imbosa - Dobla sento (Naka Rabemanantsoa)

3 634 просмотра · 2 г. назад
Fy Raby
266 подписчиков
3 634 просмотра · 2 г. назад
midona aman-kalo ny oran-ko avy miafana kely ireo olo-manavy ny fanantenany fa ho mando ny tany no toa hampitony ny maso tomany ny fo diso tiana, ny fo sara-tiana manomboka kosa hisento mangina mandefa ny sento hamaky ny foana miampita ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana injany midina Ankaratra irony na manembona mantsy ny fony ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany dia tsy mba mionona, tsy mety mitony ny fo mitempo mihevitra koa hanala ny sento tsy toha fa dobla sento mandeha iray dia ho tonga santionan’ ny fo mifangia